Coucou daholo. Aleo aloha hamorona an’ity blog ity mba ahafahantsika mifanerasera kely. Maromaro ihany mantsy ny zavatra efa nozaraina sy tiana ho zaraina. Tao amin’ny facebook no betsaka fa maninona moa raha mba mivoaka kely eto indray e!
Sa ahoana?
Tsy hilaza hoe inona no hiseho fa izay tonga eo dia asio maso kely fotsiny.
Andao àry!

Raikitra e
J’aimeJ’aime